FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 24:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Rehefa maty i Joiada, dia tonga niankohoka teo anatrehan’ny mpanjaka ireo andrianan’ny Joda. Dia nihaino azy ireo ny mpanjaka. 18 Ary nafoin’izy ireo ny tranon’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny, ka nanompo tsato-kazo masina* sy sampy izy ireo. Dia tezitra tamin’i Joda sy Jerosalema Andriamanitra noho ny helok’izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara