2 Tantara 21:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia nentanin’i Jehovah+ hanafika an’i Jorama ny Filistinina+ sy ny Arabo+ izay tany akaikin’ny Etiopianina. 2 Tantara 21:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Lasa mpanjaka izy tamin’izy 32 taona, ary nanjaka valo taona tao Jerosalema. Tsy nisy nalahelo azy rehefa maty izy. Dia nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida izy,+ fa tsy tao amin’ny fasan’ny mpanjaka.+ 2 Tantara 28:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Ahaza, ka nalevina tao amin’ny tanànan’i Jerosalema, fa tsy nampidirina tao amin’ny fasan’ireo mpanjakan’ny Israely.+ Ary i Hezekia zanany no nanjaka nandimby azy.
16 Dia nentanin’i Jehovah+ hanafika an’i Jorama ny Filistinina+ sy ny Arabo+ izay tany akaikin’ny Etiopianina.
20 Lasa mpanjaka izy tamin’izy 32 taona, ary nanjaka valo taona tao Jerosalema. Tsy nisy nalahelo azy rehefa maty izy. Dia nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida izy,+ fa tsy tao amin’ny fasan’ny mpanjaka.+
27 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Ahaza, ka nalevina tao amin’ny tanànan’i Jerosalema, fa tsy nampidirina tao amin’ny fasan’ireo mpanjakan’ny Israely.+ Ary i Hezekia zanany no nanjaka nandimby azy.