Salamo 92:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Lehibe tokoa ny asanao, Jehovah ô!+ Tena lalina ny fisainanao!+ Mpitoriteny 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nataon’Andriamanitra tsara be* daholo ny zava-drehetra, sady tamin’ny fotoanany avy.+ Nataony ao am-pon’ny olombelona mihitsy aza ny faniriana hiaina mandrakizay.* Tsy ho takatry ny sain’ny olombelona hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany mihitsy anefa izay ataon’ilay tena Andriamanitra. Isaia 55:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Fa hoatran’ny haavon’ny lanitra raha oharina amin’ny tany,Ny haavon’ny lalako raha oharina amin’ny lalanareo,Sy ny fihevitro raha oharina amin’ny fihevitrareo.+
11 Nataon’Andriamanitra tsara be* daholo ny zava-drehetra, sady tamin’ny fotoanany avy.+ Nataony ao am-pon’ny olombelona mihitsy aza ny faniriana hiaina mandrakizay.* Tsy ho takatry ny sain’ny olombelona hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany mihitsy anefa izay ataon’ilay tena Andriamanitra.
9 “Fa hoatran’ny haavon’ny lanitra raha oharina amin’ny tany,Ny haavon’ny lalako raha oharina amin’ny lalanareo,Sy ny fihevitro raha oharina amin’ny fihevitrareo.+