Salamo 18:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa ianao no mampirehitra ny jiroko, Jehovah ô,Ilay Andriamanitro manazava ny haizina misy ahy!+ Salamo 119:105 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 105 Jiro ho an’ny tongotro ny teninao,Sady fahazavana ho an’ny lalako.+