Jakoba 1:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Izao no fivavahana madio sady tsy misy loto eo imason’ilay Andriamanitra Raintsika: Ny mikarakara ny kamboty+ sy ny vehivavy mpitondratena+ ao anatin’ny fahoriany,+ ary ny miaro tena foana tsy ho voapentimpentin’izao tontolo izao.+
27 Izao no fivavahana madio sady tsy misy loto eo imason’ilay Andriamanitra Raintsika: Ny mikarakara ny kamboty+ sy ny vehivavy mpitondratena+ ao anatin’ny fahoriany,+ ary ny miaro tena foana tsy ho voapentimpentin’izao tontolo izao.+