Zakaria 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nasehony ahy i Josoa+ mpisoronabe, izay nijoro teo anatrehan’ilay anjelin’i Jehovah. Teo koa i Satana+ nijoro teo ankavanany mba hanohitra azy. Matio 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nentin’ny fanahy masina nankany an-tany efitra i Jesosy avy eo, dia nalain’ny Devoly fanahy.+ Matio 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nanatona azy ilay Mpaka fanahy,+ ka niteny taminy hoe: “Raha zanak’Andriamanitra ianao, dia teneno ireto vato ireto mba ho lasa mofo.” Lioka 22:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “Simona, Simona, nangataka i Satana mba hosivaniny toy ny vary daholo ianareo.+ Jaona 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mbola nisakafo hariva izy ireo tamin’izay. Ary efa nataon’ny Devoly tao am-pon’i Jodasy Iskariota,+ zanak’i Simona, ny faniriana hamadika azy.+ Apokalypsy 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa natsipy mafy ilay dragona lehibe,+ ilay menarana tany am-boalohany,+ ilay antsoina hoe Devoly+ sy Satana,+ izay mamitaka ny tany manontolo.*+ Natsipy mafy tetỳ an-tany izy,+ ary ny anjeliny koa niara-natsipy taminy.
3 Ary nasehony ahy i Josoa+ mpisoronabe, izay nijoro teo anatrehan’ilay anjelin’i Jehovah. Teo koa i Satana+ nijoro teo ankavanany mba hanohitra azy.
3 Dia nanatona azy ilay Mpaka fanahy,+ ka niteny taminy hoe: “Raha zanak’Andriamanitra ianao, dia teneno ireto vato ireto mba ho lasa mofo.”
2 Mbola nisakafo hariva izy ireo tamin’izay. Ary efa nataon’ny Devoly tao am-pon’i Jodasy Iskariota,+ zanak’i Simona, ny faniriana hamadika azy.+
9 Koa natsipy mafy ilay dragona lehibe,+ ilay menarana tany am-boalohany,+ ilay antsoina hoe Devoly+ sy Satana,+ izay mamitaka ny tany manontolo.*+ Natsipy mafy tetỳ an-tany izy,+ ary ny anjeliny koa niara-natsipy taminy.