1 Samoela 22:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy i Doega+ Edomita izay teo koa sady niandraikitra an’ireo mpanompon’i Saoly:+ “Hitako tany Noba, tao amin’i Ahimeleka zanak’i Ahitoba,+ ny zanak’i Jese. 1 Samoela 22:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Doega:+ “Mandehana vonoy ireo mpisorona ireo!” Tonga dia lasa i Doega Edomita+ ka namely an’ireo mpisorona. Lehilahy 85 nanao efoda vita tamin’ny kofehy rongony no matiny tamin’iny andro iny.+ Salamo 109:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa manoka-bava hamelezana ahy ny ratsy fanahy sy ny mpamitaka. Milaza lainga momba ahy izy ireo;+
9 Dia hoy i Doega+ Edomita izay teo koa sady niandraikitra an’ireo mpanompon’i Saoly:+ “Hitako tany Noba, tao amin’i Ahimeleka zanak’i Ahitoba,+ ny zanak’i Jese.
18 Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Doega:+ “Mandehana vonoy ireo mpisorona ireo!” Tonga dia lasa i Doega Edomita+ ka namely an’ireo mpisorona. Lehilahy 85 nanao efoda vita tamin’ny kofehy rongony no matiny tamin’iny andro iny.+