Ohabolana 12:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Haharitra mandrakizay ny molotra milaza ny marina,+Fa hiserana fotsiny ny lela zatra mandainga.+ Ohabolana 19:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy maintsy ho voasazy ny vavolombelona mandainga,Ary ho ringana ny olona efa tranon-dainga.+