Salamo 49:6, 7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Na ireo matoky ny harenany,+Na ireo mirehareha amin’ny zavatra be dia be ananany,+ 7 Dia samy tsy mahavita manavotra ny rahalahiny mihitsy,Na manome an’Andriamanitra vidim-panavotana hamonjena azy,+ Ohabolana 11:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ho lavo izay matoky ny harenany,+Fa handrobona toy ny hazo midoroboka kosa ny olo-marina.+
6 Na ireo matoky ny harenany,+Na ireo mirehareha amin’ny zavatra be dia be ananany,+ 7 Dia samy tsy mahavita manavotra ny rahalahiny mihitsy,Na manome an’Andriamanitra vidim-panavotana hamonjena azy,+ Ohabolana 11:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ho lavo izay matoky ny harenany,+Fa handrobona toy ny hazo midoroboka kosa ny olo-marina.+