Salamo 39:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Henoy ny vavaka ataoko, Jehovah ô,Ary mihainoa rehefa miantso vonjy aho.+ Aza odiana tsy hita ny ranomasoko. Fa mpivahiny ihany aho aminao,+Dia mpanao dia lavitra* mandalo fotsiny toy ny razambeko rehetra.+
12 Henoy ny vavaka ataoko, Jehovah ô,Ary mihainoa rehefa miantso vonjy aho.+ Aza odiana tsy hita ny ranomasoko. Fa mpivahiny ihany aho aminao,+Dia mpanao dia lavitra* mandalo fotsiny toy ny razambeko rehetra.+