Salamo 94:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa nilaza aho hoe: “Mibolisatra ny tongotro”, Dia ny fitiavanao sy ny tsy fivadihanao no nanohana ahy, Jehovah ô!+ Salamo 116:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Novonjenao tsy ho faty aho,Nosakananao tsy hirotsaka ny ranomasoko, ary tsy ho tafintohina ny tongotro.+
18 Rehefa nilaza aho hoe: “Mibolisatra ny tongotro”, Dia ny fitiavanao sy ny tsy fivadihanao no nanohana ahy, Jehovah ô!+
8 Novonjenao tsy ho faty aho,Nosakananao tsy hirotsaka ny ranomasoko, ary tsy ho tafintohina ny tongotro.+