Salamo 40:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Jehovah ô, aza mandà tsy hamindra fo amiko. Enga anie hiaro ahy foana ny fitiavanao sy ny tsy fivadihanao ary ny fahamarinanao!+ Salamo 61:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hipetraka eo amin’ny seza fiandrianana* eo anatrehan’Andriamanitra mandrakizay izy;+Anehoy fitiavana sy tsy fivadihana izy* mba hiaro azy izany.+
11 Jehovah ô, aza mandà tsy hamindra fo amiko. Enga anie hiaro ahy foana ny fitiavanao sy ny tsy fivadihanao ary ny fahamarinanao!+
7 Hipetraka eo amin’ny seza fiandrianana* eo anatrehan’Andriamanitra mandrakizay izy;+Anehoy fitiavana sy tsy fivadihana izy* mba hiaro azy izany.+