Salamo 64:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izy ihany no ho voan’ny tetika ataony;*+Hihivingivin-doha izay rehetra mahita azy. Ohabolana 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Manota amin’izay lazainy ny olon-dratsy ka voafandriky ny teniny ihany,+Fa ny olo-marina kosa afaka amin’ny fijaliana. Ohabolana 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ho lavo izay mirehareha,Ary hianjera izay manambony tena.+
13 Manota amin’izay lazainy ny olon-dratsy ka voafandriky ny teniny ihany,+Fa ny olo-marina kosa afaka amin’ny fijaliana.