1 Samoela 17:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Hoy koa i Davida: “I Jehovah, ilay namonjy ahy teo an-tanan’ny liona sy ny orsa, no hamonjy ahy eo an-tanan’io Filistinina io.”+ Dia hoy i Saoly taminy: “Mandehana àry! Hanampy anao anie i Jehovah!” Salamo 61:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa ianao no fialofako,Tilikambo mafy miaro ahy amin’ny fahavaloko.+
37 Hoy koa i Davida: “I Jehovah, ilay namonjy ahy teo an-tanan’ny liona sy ny orsa, no hamonjy ahy eo an-tanan’io Filistinina io.”+ Dia hoy i Saoly taminy: “Mandehana àry! Hanampy anao anie i Jehovah!”