FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 17:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Izany ny feon’ny vahoaka maro misahotaka,

      Izay mitabataba hoatran’ny ranomasina misamboaravoara!

      Mitabataba be ireo firenena,

      Ka hoatran’ny rano mikoriana mafy ny feony!

      13 Hitabataba toy ny rano be misasasasa ireo firenena.

      Dia hoteneniny mafy izy ireo, ka handositra lavitra,

      Ary horoahina toy ny akofa entin’ny rivotra eny an-tendrombohitra,

      Sy toy ny tsilo avadibadiky ny tafio-drivotra.

  • Isaia 57:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Hoatran’ny ranomasina misamboaravoara tsy mety mitony kosa ny ratsy fanahy,

      Ary mamoaka ahidranomasina sy fotaka ilay ranomasina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara