Isaia 30:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Tonga avy any lavitra ny anaran’i Jehovah.Tezitra be izy ary misy rahona matevina miaraka aminy. Feno hatezerana ny molony,Ary hoatran’ny afo mandoro ny lelany.+
27 Tonga avy any lavitra ny anaran’i Jehovah.Tezitra be izy ary misy rahona matevina miaraka aminy. Feno hatezerana ny molony,Ary hoatran’ny afo mandoro ny lelany.+