Salamo 50:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny lanitra manambara ny fahamarinan’Andriamanitra,Fa Andriamanitra no Mpitsara.+ (Sela) Salamo 58:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hilaza ny olona hoe: “Mandray valisoa tokoa ny olo-marina.+ Ary misy Andriamanitra mitsara tokoa ny tany.”+
11 Dia hilaza ny olona hoe: “Mandray valisoa tokoa ny olo-marina.+ Ary misy Andriamanitra mitsara tokoa ny tany.”+