Salamo 103:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy hanameloka antsika foana noho ny fahadisoana nataontsika izy,+Na hitana lolompo mandrakizay.+ Isaia 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hiteny tokoa ianao amin’izany andro izany hoe: “Misaotra anao aho, Jehovah ô,Fa na dia tezitra tamiko aza ianao,Dia nitony tsikelikely ny fahatezeranao, ary nampionona ahy ianao.+
12 Hiteny tokoa ianao amin’izany andro izany hoe: “Misaotra anao aho, Jehovah ô,Fa na dia tezitra tamiko aza ianao,Dia nitony tsikelikely ny fahatezeranao, ary nampionona ahy ianao.+