Salamo 34:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Niantso ity olo-mahantra ity, dia nohenoin’i Jehovah. Novonjeny tamin’ny fahoriany rehetra izy.+ Isaia 66:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ny tanako no nanao an’ireny zavatra rehetra ireny,Ka izany no nampisy azy rehetra ireny”, hoy i Jehovah.+ “Izao àry ny olona hotsinjoviko:Ny manetry tena sy kivy izay mangovitra* noho ny teniko.+
2 “Ny tanako no nanao an’ireny zavatra rehetra ireny,Ka izany no nampisy azy rehetra ireny”, hoy i Jehovah.+ “Izao àry ny olona hotsinjoviko:Ny manetry tena sy kivy izay mangovitra* noho ny teniko.+