Isaia 55:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka ny ratsy fanahy hiala amin’ny ratsy fanaony,+Ary ny mpanao ratsy tsy hieritreritra zava-dratsy intsony.Aoka izy hiverina amin’i Jehovah, izay hamindra fo aminy,+Dia amin’ilay Andriamanitsika, fa tena mamela heloka tanteraka izy.+ Mika 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Iza no Andriamanitra hoatr’anao,Izay mamela fahadisoana sy mamela ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay ianao,Satria mahafinaritra anao ny maneho fitiavana sy tsy mivadika.+
7 Aoka ny ratsy fanahy hiala amin’ny ratsy fanaony,+Ary ny mpanao ratsy tsy hieritreritra zava-dratsy intsony.Aoka izy hiverina amin’i Jehovah, izay hamindra fo aminy,+Dia amin’ilay Andriamanitsika, fa tena mamela heloka tanteraka izy.+
18 Iza no Andriamanitra hoatr’anao,Izay mamela fahadisoana sy mamela ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay ianao,Satria mahafinaritra anao ny maneho fitiavana sy tsy mivadika.+