Deoteronomia 3:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 ‘Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Efa nanomboka nasehonao tamin’ny mpanomponao hoe tena miavaka ianao sady manana sandry mahery.+ Fa iza no andriamanitra mahavita an’ireny asa lehibe vitanao ireny, na any an-danitra na etỳ an-tany?+ Salamo 104:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Maro be tokoa ny zava-bitanao, Jehovah ô!+ Naneho fahendrena+ ianao rehefa nanao azy rehetra. Feno zavatra nataonao ny tany.
24 ‘Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Efa nanomboka nasehonao tamin’ny mpanomponao hoe tena miavaka ianao sady manana sandry mahery.+ Fa iza no andriamanitra mahavita an’ireny asa lehibe vitanao ireny, na any an-danitra na etỳ an-tany?+
24 Maro be tokoa ny zava-bitanao, Jehovah ô!+ Naneho fahendrena+ ianao rehefa nanao azy rehetra. Feno zavatra nataonao ny tany.