Salamo 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Miavonavona ny ratsy fanahy ka tsy mba manadihady;Izao ihany no ao an-tsainy: “Tsy misy izany Andriamanitra izany.”+ Salamo 54:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa misy olon-tsy fantatra mitsangana hamely ahy,Ary misy olona tsy mifaditrovana mitady hamono ahy.*+ Tsy miraharaha an’Andriamanitra izy ireo.*+ (Sela)
4 Miavonavona ny ratsy fanahy ka tsy mba manadihady;Izao ihany no ao an-tsainy: “Tsy misy izany Andriamanitra izany.”+
3 Fa misy olon-tsy fantatra mitsangana hamely ahy,Ary misy olona tsy mifaditrovana mitady hamono ahy.*+ Tsy miraharaha an’Andriamanitra izy ireo.*+ (Sela)