Salamo 31:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy ao am-pon’izy ireo* intsony aho sady efa hadinony, toy ny hoe efa maty;Hoatran’ny vilany vaky aho.
12 Tsy ao am-pon’izy ireo* intsony aho sady efa hadinony, toy ny hoe efa maty;Hoatran’ny vilany vaky aho.