1 Samoela 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hopotipotehin’i Jehovah izay miady aminy;*+Hampirefotra kotroka avy any an-danitra+ izy mba hamelezana azy ireny. Hitsara hatrany amin’ny faran’ny tany+ i Jehovah,Hanome fahefana ny mpanjakany izy,+Ary hanandratra ny tandroky* ny voahosotra notendreny.”+
10 Hopotipotehin’i Jehovah izay miady aminy;*+Hampirefotra kotroka avy any an-danitra+ izy mba hamelezana azy ireny. Hitsara hatrany amin’ny faran’ny tany+ i Jehovah,Hanome fahefana ny mpanjakany izy,+Ary hanandratra ny tandroky* ny voahosotra notendreny.”+