9 Nalahelo be izy tamin’ny fotoana rehetra nijalian’izy ireo,+
Ka ilay iraka manokana nalefany no namonjy azy ireo.+
Be fitiavana sy mangoraka izy ka nanavotra azy ireo.+
Dia nibata sy nitondra azy foana izy nandritra an’ireny taona lasa rehetra ireny.+