Salamo 37:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Na dia solafaka aza izy dia tsy hidaraboka,+Fa i Jehovah no mitantana azy.+ Matio 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy izy taminy: “Raha zanak’Andriamanitra ianao, dia mianjerà any ambany any, fa voasoratra hoe: ‘Homeny baiko hanampy anao ny anjeliny’, ary ‘hitondra anao eny an-tanany izy ireo, mba tsy hidona amin’ny vato ny tongotrao.’”+ Lioka 4:10, 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 fa voasoratra hoe: ‘Homeny baiko hanampy anao ny anjeliny mba hiaro anao’, 11 ary ‘hitondra anao eny an-tanany izy ireo, mba tsy hidona amin’ny vato ny tongotrao.’”+
6 Ary hoy izy taminy: “Raha zanak’Andriamanitra ianao, dia mianjerà any ambany any, fa voasoratra hoe: ‘Homeny baiko hanampy anao ny anjeliny’, ary ‘hitondra anao eny an-tanany izy ireo, mba tsy hidona amin’ny vato ny tongotrao.’”+
10 fa voasoratra hoe: ‘Homeny baiko hanampy anao ny anjeliny mba hiaro anao’, 11 ary ‘hitondra anao eny an-tanany izy ireo, mba tsy hidona amin’ny vato ny tongotrao.’”+