Salamo 33:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mihirà hira vaovao ho azy;+Tendreo tsara ny zavamaneno misy tadiny, ary mihobia. Salamo 96:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 96 Mihirà hira vaovao+ ho an’i Jehovah. Mihirà ho an’i Jehovah, ry tany manontolo!+ Salamo 149:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 149 Derao i Jah!* Mihirà hira vaovao+ ho an’i Jehovah;Derao eo anivon’ny fiangonan’ny olona tsy mivadika izy.+ Isaia 42:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah!+Hirao avy any amin’ny faran’ny tany ny fiderana azy,+Ry olona mivelona amin’ny ranomasina sy izay rehetra ao anatiny,Ry nosy sy ny mponina eo aminy!+
149 Derao i Jah!* Mihirà hira vaovao+ ho an’i Jehovah;Derao eo anivon’ny fiangonan’ny olona tsy mivadika izy.+
10 Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah!+Hirao avy any amin’ny faran’ny tany ny fiderana azy,+Ry olona mivelona amin’ny ranomasina sy izay rehetra ao anatiny,Ry nosy sy ny mponina eo aminy!+