Salamo 95:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 95 Avia! Andao isika hihoby an’i Jehovah! Andao isika hanao horakora-pandresena ho an’ilay Vatolampy mpamonjy+ antsika. 2 Andao isika hankeo anatrehany* mba hisaotra+ azy.Andao isika hihira sy hanao horakora-pandresena ho azy. Salamo 98:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Manaova horakora-pandresena ho an’i Jehovah, ry tany manontolo. Mifalia sy mihobia ary manaova hira fiderana.*+
95 Avia! Andao isika hihoby an’i Jehovah! Andao isika hanao horakora-pandresena ho an’ilay Vatolampy mpamonjy+ antsika. 2 Andao isika hankeo anatrehany* mba hisaotra+ azy.Andao isika hihira sy hanao horakora-pandresena ho azy.
4 Manaova horakora-pandresena ho an’i Jehovah, ry tany manontolo. Mifalia sy mihobia ary manaova hira fiderana.*+