Salamo 50:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izay manolotra fisaorana ho sorona no manome voninahitra ahy.+Ary izay tapa-kevitra ny hanao ny tsara foana,Dia hataoko izay hahitany ny famonjen’Andriamanitra.”+ Salamo 66:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hankao an-tranonao hitondra fanatitra dorana aho.+Hefaiko aminao ny voadiko,+ Salamo 122:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 122 Faly aho rehefa niteny tamiko izy ireo hoe: “Andao isika ho any an-tranon’i Jehovah!”+ 2 Ary izao ny tongotray dia mijoroEo am-bavahadinao,* ry Jerosalema+ ô!
23 Izay manolotra fisaorana ho sorona no manome voninahitra ahy.+Ary izay tapa-kevitra ny hanao ny tsara foana,Dia hataoko izay hahitany ny famonjen’Andriamanitra.”+
13 Hankao an-tranonao hitondra fanatitra dorana aho.+Hefaiko aminao ny voadiko,+ Salamo 122:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 122 Faly aho rehefa niteny tamiko izy ireo hoe: “Andao isika ho any an-tranon’i Jehovah!”+ 2 Ary izao ny tongotray dia mijoroEo am-bavahadinao,* ry Jerosalema+ ô!
122 Faly aho rehefa niteny tamiko izy ireo hoe: “Andao isika ho any an-tranon’i Jehovah!”+ 2 Ary izao ny tongotray dia mijoroEo am-bavahadinao,* ry Jerosalema+ ô!