Fitomaniana 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mandatsaka afo avy any amin’ny avo izy mba handoroana ny taolako+ rehetra. Mamelatra harato hamandrihana ny tongotro izy; tereny hihemotra aho. Ataony lasa vehivavy manirery aho. Marary foana aho tontolo andro.
13 Mandatsaka afo avy any amin’ny avo izy mba handoroana ny taolako+ rehetra. Mamelatra harato hamandrihana ny tongotro izy; tereny hihemotra aho. Ataony lasa vehivavy manirery aho. Marary foana aho tontolo andro.