Isaia 49:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Misy vehivavy manadino ny zanany mbola minono ve,Na tsy mangoraka an’ilay zanany naterany? Na manadino aza ireny vehivavy ireny, dia izaho indray tsy mba hanadino anao mihitsy.+
15 Misy vehivavy manadino ny zanany mbola minono ve,Na tsy mangoraka an’ilay zanany naterany? Na manadino aza ireny vehivavy ireny, dia izaho indray tsy mba hanadino anao mihitsy.+