Salamo 21:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ataonao izay hahazoany fitahiana mandrakizay;+Ataonao izay hahatsapany fifaliana eo anatrehanao.*+ Matio 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Sambatra izay madio fo,+ fa izy no hahita an’Andriamanitra.