-
Eksodosy 19:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Raha mankatò an-tsakany sy an-davany ny teniko ianareo ankehitriny ka manaja ny fifanekena hataoko aminareo, dia ho fananako manokana* hofidiko avy amin’ny firenena rehetra tokoa ianareo,+ satria ahy ny tany manontolo.+ 6 Ho lasa mpanjaka sy mpisorona ary firenena masina ho ahy ianareo.’+ Ireo no teny holazainao amin’ny Israelita.”
-