Genesisy 41:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Aorian’izay indray dia hisy fito taona hisian’ny mosary, ka ho hadino hoe nahavokatra be eran’i Ejipta, fa ho simban’ny mosary ny tany.+ Genesisy 41:54 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Dia nanomboka ireo fito taona nisian’ny mosary, araka ny efa nolazain’i Josefa.+ Nisy mosary tany amin’ny tany rehetra, fa mbola nisy sakafo* kosa eran’i Ejipta.+ Genesisy 42:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary niaraka tamin’ny olon-kafa hividy sakafo ny zanakalahin’i Israely, satria nisy mosary koa tany Kanana.+ Asan’ny Apostoly 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nisy mosary anefa eran’i Ejipta sy Kanana, ka tena mafy ny fahoriana nanjo ny olona tany. Ary tsy nahita na inona na inona hohanina ny razambentsika.+
30 Aorian’izay indray dia hisy fito taona hisian’ny mosary, ka ho hadino hoe nahavokatra be eran’i Ejipta, fa ho simban’ny mosary ny tany.+
54 Dia nanomboka ireo fito taona nisian’ny mosary, araka ny efa nolazain’i Josefa.+ Nisy mosary tany amin’ny tany rehetra, fa mbola nisy sakafo* kosa eran’i Ejipta.+
5 Ary niaraka tamin’ny olon-kafa hividy sakafo ny zanakalahin’i Israely, satria nisy mosary koa tany Kanana.+
11 Nisy mosary anefa eran’i Ejipta sy Kanana, ka tena mafy ny fahoriana nanjo ny olona tany. Ary tsy nahita na inona na inona hohanina ny razambentsika.+