17 Ary nataon’izy ireo izany. Natsotran’i Arona ilay tanany nitazona tehina ary nokapohiny ny vovoky ny tany. Dia lasa moka nanerana an’i Ejipta ny vovoka rehetra tamin’ny tany,+ ka nankeny amin’ny olona sy ny biby.
24 Dia nataon’i Jehovah izany, ka nisy andiana fihitra be dia be nirohotra nankao an-tranon’i Farao sy tao an-tranon’ny mpanompony ary eran’i Ejipta.+ Koa nandravarava tao amin’ilay tany ny fihitra.+