Salamo 25:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Noho ny anaranao, Jehovah ô,+Dia mamelà ny fahadisoako, na dia lehibe aza izany. Salamo 31:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa ianao no harambatoko sy manda fiarovana+ ho ahy;Hitari-dalana sy hitondra ahy ianao,+ noho ny anaranao.+
3 Fa ianao no harambatoko sy manda fiarovana+ ho ahy;Hitari-dalana sy hitondra ahy ianao,+ noho ny anaranao.+