Eksodosy 15:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Be fitiavana sy tsy mivadika ianao rehefa nitarika ny vahoaka navotanao;+Ny herinao no hitarihanao azy ireo ho any amin’ny fonenanao masina. Lioka 1:68 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 68 “Hoderaina anie i Jehovah,* Andriamanitry ny Israely,+ noho izy nitsinjo sy nanafaka ny vahoakany!+ Apokalypsy 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia niantsoantso mafy tsy an-kijanona izy ireo hoe: “Avy amin’ilay Andriamanitsika mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana,+ sy avy amin’ny Zanak’ondry,+ no ahazoanay famonjena!”
13 Be fitiavana sy tsy mivadika ianao rehefa nitarika ny vahoaka navotanao;+Ny herinao no hitarihanao azy ireo ho any amin’ny fonenanao masina.
68 “Hoderaina anie i Jehovah,* Andriamanitry ny Israely,+ noho izy nitsinjo sy nanafaka ny vahoakany!+
10 Dia niantsoantso mafy tsy an-kijanona izy ireo hoe: “Avy amin’ilay Andriamanitsika mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana,+ sy avy amin’ny Zanak’ondry,+ no ahazoanay famonjena!”