Eksodosy 19:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nidona-tsetroka ny Tendrombohitra Sinay iray manontolo, satria nidina teo amboniny tao anaty afo i Jehovah.+ Niakatra hoatran’ny setroky ny lafaoro fandoroana biriky ny setrok’ilay izy. Ary nihovotrovotra be ilay tendrombohitra manontolo.+ Mpitsara 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tamin’ianao avy tany Seira, Jehovah ô,+Tamin’ianao niala avy tany amin’ny faritr’i Edoma,Dia nihovotrovotra ny tany, nandrotsaka orana ny lanitra,Ary nandraraka rano ny rahona.
18 Dia nidona-tsetroka ny Tendrombohitra Sinay iray manontolo, satria nidina teo amboniny tao anaty afo i Jehovah.+ Niakatra hoatran’ny setroky ny lafaoro fandoroana biriky ny setrok’ilay izy. Ary nihovotrovotra be ilay tendrombohitra manontolo.+
4 Tamin’ianao avy tany Seira, Jehovah ô,+Tamin’ianao niala avy tany amin’ny faritr’i Edoma,Dia nihovotrovotra ny tany, nandrotsaka orana ny lanitra,Ary nandraraka rano ny rahona.