Josoa 4:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 satria nataon’i Jehovah Andriamanitrareo ritra teo anoloan’izy ireo ny ranon’i Jordana, mandra-pahatongan’izy ireo teny ampita. Hoatr’izany koa no nataon’i Jehovah Andriamanitrareo tamin’ny Ranomasina Mena mandra-pahatongantsika teny ampita.+
23 satria nataon’i Jehovah Andriamanitrareo ritra teo anoloan’izy ireo ny ranon’i Jordana, mandra-pahatongan’izy ireo teny ampita. Hoatr’izany koa no nataon’i Jehovah Andriamanitrareo tamin’ny Ranomasina Mena mandra-pahatongantsika teny ampita.+