Fitomaniana 3:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tsara i Jehovah amin’izay manantena azy,+ dia amin’izay olona mitady azy foana.+ Mika 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa izaho kosa hanantena an’i Jehovah.+ Vonona hiandry* an’ilay Andriamanitra mpamonjy ahy aho.+ Dia hihaino ahy ilay Andriamanitro.+
7 Fa izaho kosa hanantena an’i Jehovah.+ Vonona hiandry* an’ilay Andriamanitra mpamonjy ahy aho.+ Dia hihaino ahy ilay Andriamanitro.+