Salamo 36:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Asehoy foana amin’ireo mahalala anao fa be fitiavana sy tsy mivadika+ ianao,Ary amin’ireo mahitsy fo fa manao ny marina ianao.+ Salamo 73:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 73 Tena manao soa amin’ny Israely Andriamanitra, dia amin’izay madio fo.+
10 Asehoy foana amin’ireo mahalala anao fa be fitiavana sy tsy mivadika+ ianao,Ary amin’ireo mahitsy fo fa manao ny marina ianao.+