FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 1:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Izao no tenin’i Kyrosy mpanjakan’i Persa: ‘Efa nanome ahy ny fanjakana rehetra eto an-tany i Jehovah Andriamanitry ny lanitra,+ ary naniraka ahy hanorina trano ho azy any Jerosalema,+ any Joda. 3 Iza aminareo àry no anisan’ny vahoakany? Enga anie hanampy azy ny Andriamaniny! Dia aleo izy hiakatra ho any Jerosalema, any Joda, ka hanorina indray ny tranon’i Jehovah Andriamanitry ny Israely—Izy no tena Andriamanitra—izany hoe ilay tranony tany Jerosalema.*

  • Salamo 85:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 85 Niantra ny taninao+ ianao, Jehovah ô!

      Nampodinao ireo taranak’i Jakoba azo babo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara