6 Dia niakatra nankany Balaha,+ na Kiriata-jearima any Joda, i Davida sy ny Israely rehetra mba haka ny Vata masin’i Jehovah, ilay tena Andriamanitra, ilay mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana eo ambonin’ny kerobima,+ dia eo amin’izay iantsoana ny anarany.