FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 9:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ireo no mpihira sady lohan’ny fianakaviamben’ny Levita tao amin’ny efitrefitra.* Tsy nomena andraikitra hafa izy ireo, satria efa nanao ny andraikiny andro aman’alina.

  • 1 Tantara 23:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Nisaina ny Levita 20 taona no ho miakatra, araka ny toromarika farany nomen’i Davida.

  • 1 Tantara 23:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Tsy maintsy tonga isa-maraina+ mba hisaotra sy hidera an’i Jehovah koa izy ireo, ary hoatr’izany koa amin’ny takariva.+

  • Lioka 2:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Mpitondratena izy, ary 84 taona. Tonga tsy tapaka tao amin’ny tempoly izy, nanao fanompoana masina andro aman’alina sady nifady hanina no nitalaho tamim-bavaka.

  • Apokalypsy 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Izany no mahatonga azy ireo hijoro eo anoloan’ny seza fiandrianan’Andriamanitra. Manao fanompoana masina ho an’Andriamanitra andro aman’alina ao amin’ny tempoliny izy ireo. Ary hamelatra ny tranolainy eo ambonin’izy ireo+ Ilay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara