Salamo 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Henoy ny fitalahoako rehefa miantso vonjy aminao aho,Ka mivavaka* manandrify ny efitra anatiny indrindra amin’ny toeranao masina.+ Salamo 141:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Enga anie ny vavaka ataoko mba ho toy ny emboka manitra+ voaomana tsara eo anatrehanao!+Ho toy ny manolotra fanatitra varimbazaha amin’ny takariva+ anie aho, rehefa manandratra ny tanako!
2 Henoy ny fitalahoako rehefa miantso vonjy aminao aho,Ka mivavaka* manandrify ny efitra anatiny indrindra amin’ny toeranao masina.+
2 Enga anie ny vavaka ataoko mba ho toy ny emboka manitra+ voaomana tsara eo anatrehanao!+Ho toy ny manolotra fanatitra varimbazaha amin’ny takariva+ anie aho, rehefa manandratra ny tanako!