-
Eksodosy 12:26, 27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Ary rehefa manontany anareo ny zanakareo hoe: ‘Fa maninona ianareo no manao an’izao fankalazana izao?’,+ 27 dia lazao hoe: ‘Manao an’izao sorona izao isika mba hankalazana ny Paska ho an’i Jehovah. Nolalovany fotsiny mantsy ny tranon’ny Israelita tany Ejipta, tamin’izy namely ny Ejipsianina, fa notsimbininy kosa ny tao an-tranontsika.’”
Dia niondrika sy niankohoka ny vahoaka.
-