Lioka 10:8, 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Ary any amin’izay tanàna hidiranareo, ka mandray anareo ny olona ao, dia hano izay arosony anareo, 9 sitrano ny marary ao, ary lazao aminy hoe: ‘Efa manakaiky anareo ny Fanjakan’Andriamanitra.’+
8 “Ary any amin’izay tanàna hidiranareo, ka mandray anareo ny olona ao, dia hano izay arosony anareo, 9 sitrano ny marary ao, ary lazao aminy hoe: ‘Efa manakaiky anareo ny Fanjakan’Andriamanitra.’+