Salamo 146:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ho Mpanjaka mandrakizay i Jehovah,+Dia ilay Andriamanitrao, ry Ziona ô, hatramin’ny taranaka fara aman-dimby. Derao i Jah!* 1 Timoty 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ho an’ilay Mpanjakan’ny mandrakizay,+ izay tsy mety lo+ sady tsy hita maso,+ dia ilay Andriamanitra tokana+ anie ny haja sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay! Amena.
10 Ho Mpanjaka mandrakizay i Jehovah,+Dia ilay Andriamanitrao, ry Ziona ô, hatramin’ny taranaka fara aman-dimby. Derao i Jah!*
17 Ho an’ilay Mpanjakan’ny mandrakizay,+ izay tsy mety lo+ sady tsy hita maso,+ dia ilay Andriamanitra tokana+ anie ny haja sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay! Amena.