Salamo 37:23, 24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mitarika ny dian’ny olona i Jehovah,*+Rehefa mahafaly azy izay ataon’ilay olona.*+ 24 Na dia solafaka aza izy dia tsy hidaraboka,+Fa i Jehovah no mitantana azy.+ Salamo 94:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa nilaza aho hoe: “Mibolisatra ny tongotro”, Dia ny fitiavanao sy ny tsy fivadihanao no nanohana ahy, Jehovah ô!+
23 Mitarika ny dian’ny olona i Jehovah,*+Rehefa mahafaly azy izay ataon’ilay olona.*+ 24 Na dia solafaka aza izy dia tsy hidaraboka,+Fa i Jehovah no mitantana azy.+
18 Rehefa nilaza aho hoe: “Mibolisatra ny tongotro”, Dia ny fitiavanao sy ny tsy fivadihanao no nanohana ahy, Jehovah ô!+