FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 18:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Sanatria anao ny hamono ny olo-marina miaraka amin’ny ratsy fanahy, ka hoe hitovy ihany ny hiafaran’ny olo-marina sy ny ratsy fanahy!+ Sanatria anao ny hanao an’izany!+ Dia tsy hanao ny rariny ve ny Mpitsara ny tany manontolo?”+

  • Deoteronomia 32:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Izy ilay Vatolampy! Tonga lafatra ny zavatra ataony,+

      Fa manao ny rariny foana izy.*+

      Andriamanitra mendri-pitokisana izy,+ ary sanatria azy ny hanao ny tsy rariny.+

      Marina sy mahitsy izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara